Levitikosy 3:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Hametraka ny tanany eo amin’ny lohan’ilay+ fanatiny izy, ary hovonoina eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana izany. Dia hafafy eo amin’ireo lafin’ny alitara ny ra, ka ireo mpisorona zanakalahin’i Arona no hanao izany. Levitikosy 7:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “‘Izao kosa no lalàna momba ny sorona iombonana+ hatolotra ho an’i Jehovah:
2 Hametraka ny tanany eo amin’ny lohan’ilay+ fanatiny izy, ary hovonoina eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana izany. Dia hafafy eo amin’ireo lafin’ny alitara ny ra, ka ireo mpisorona zanakalahin’i Arona no hanao izany.