1 Mpanjaka 13:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia hoy izy taminy: “Izaho koa mba mpaminany sahala aminao. Ary nisy anjely+ nilaza tamiko ny tenin’i Jehovah hoe: ‘Asaivo miverina miaraka aminao ho any an-tranonao izy mba hihinan-kanina sy hisotro rano.’” Namitaka azy anefa izy.+ Jeremia 9:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Samy mamitaka ny namany+ avy izy ireo, ary tsy milaza ny marina mihitsy. Efa nampianariny handainga ny lelany.+ Manasatra ny tenany amin’ny fanaovan-dratsy izy ireo.+
18 Dia hoy izy taminy: “Izaho koa mba mpaminany sahala aminao. Ary nisy anjely+ nilaza tamiko ny tenin’i Jehovah hoe: ‘Asaivo miverina miaraka aminao ho any an-tranonao izy mba hihinan-kanina sy hisotro rano.’” Namitaka azy anefa izy.+
5 Samy mamitaka ny namany+ avy izy ireo, ary tsy milaza ny marina mihitsy. Efa nampianariny handainga ny lelany.+ Manasatra ny tenany amin’ny fanaovan-dratsy izy ireo.+