Genesisy 31:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Efa nitady hamitaka ahy ny rainareo ka nanova ny karamako impolo, nefa tsy navelan’Andriamanitra hanisy ratsy ahy izy.+ Joba 11:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Hampangina ny olona ve ny rediredinao?Ary mbola hanaraby foana ve ianao nefa tsy hisy hananatra?+
7 Efa nitady hamitaka ahy ny rainareo ka nanova ny karamako impolo, nefa tsy navelan’Andriamanitra hanisy ratsy ahy izy.+