FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 37:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Fa tia rariny i Jehovah,+

      Ka tsy hahafoy an’izay tsy mivadika aminy.+

      ע [Aina]

      Ho voaro mandritra ny fotoana tsy voafetra izy ireo,+

      Fa horinganina kosa ny taranaky ny ratsy fanahy.+

  • Mpitoriteny 8:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Na dia manao ratsy injato aza ny mpanota,+ sady ela velona ka manao izay tiany, dia fantatro kosa fa ho tsara fiafara ireo matahotra an’Andriamanitra,+ satria natahotra Azy.+

  • Isaia 54:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Tsy hisy hahomby izay fiadiana amboarina hamelezana anao,+ ary homelohinao eo amin’ny fitsarana ny lela rehetra manohitra anao.+ Izany no lovan’ny mpanompon’i Jehovah,+ sy fahamarinany avy amiko”, hoy i Jehovah.+

  • 1 Petera 3:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Iza tokoa no olona hanisy ratsy anareo raha mafana fo amin’izay tsara ianareo?+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara