Salamo 97:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ianareo izay tia an’i Jehovah,+ ankahalao ny ratsy.+Miaro ny ain’izay tsy mivadika aminy izy,+Ary manafaka azy tsy ho azon’ny ratsy fanahy.+
10 Ianareo izay tia an’i Jehovah,+ ankahalao ny ratsy.+Miaro ny ain’izay tsy mivadika aminy izy,+Ary manafaka azy tsy ho azon’ny ratsy fanahy.+