FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 37:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Tsy takatry ny saintsika ny momba an’ilay Mahery Indrindra.+

      Lehibe amin’ny hery izy,+

      Ary tsy mba hataony tsinontsinona+ ny rariny+ sy ny fahamarinana.+

  • Salamo 11:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Manao ny rariny i Jehovah,+ ary tena tia ny rariny.+

      Ny olo-marina no hahita ny tavany.+

  • Salamo 33:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Tia ny rariny sy ny hitsiny izy.+

      Ary heniky ny hatsaram-panahin’i Jehovah ny tany.+

  • Jeremia 9:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 “Fa izay mirehareha kosa dia aoka hirehareha amin’izao zavatra izao: Ny fahafantarany tsara ahy+ sy ny fahalalany hoe izaho no Jehovah,+ dia Ilay maneho hatsaram-panahy feno fitiavana, sy manao ny rariny sy ny hitsiny eny ambonin’ny tany,+ satria toetra tena mahafinaritra ahy ireo”,+ hoy i Jehovah.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara