Levitikosy 18:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 fa ny didim-pitsarako+ no tokony hampiharinareo, ary ny lalàko+ no hotandremanareo sy hankatoavinareo.+ Izaho no Jehovah Andriamanitrareo. Mpitoriteny 12:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Izao no famaranan-teny rehefa re izany rehetra izany: Matahora an’Andriamanitra+ ka tandremo ny didiny,+ fa izany no adidy tokony hataon’ny olombelona. Lioka 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Samy olo-marina+ teo anatrehan’Andriamanitra izy mivady, satria nandeha tsy nisy tsiny+ araka ny didin’i+ Jehovah rehetra sy araka izay notakin’ny lalàny.+
4 fa ny didim-pitsarako+ no tokony hampiharinareo, ary ny lalàko+ no hotandremanareo sy hankatoavinareo.+ Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.
13 Izao no famaranan-teny rehefa re izany rehetra izany: Matahora an’Andriamanitra+ ka tandremo ny didiny,+ fa izany no adidy tokony hataon’ny olombelona.
6 Samy olo-marina+ teo anatrehan’Andriamanitra izy mivady, satria nandeha tsy nisy tsiny+ araka ny didin’i+ Jehovah rehetra sy araka izay notakin’ny lalàny.+