Deoteronomia 6:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Amin’izay dia hatahotra+ an’i Jehovah Andriamanitrao ianao, ka hitandrina ny lalàny rehetra sy ny didiny andidiako anao sy ny zanakao ary ny zafinao,+ mandritra ny androm-piainanao, ary mba ho lava andro iainana koa ianao.+ Salamo 119:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ny lalànao no ho mamin’ny foko.+Tsy hohadinoiko ny teninao.+ Ezekiela 20:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.+ Tandremo ny lalàko+ ary hajao ny didim-pitsarako,+ ka ampiharo.+ 1 Jaona 5:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Izao no fitiavana+ an’Andriamanitra, dia ny hitandremantsika ny didiny.+ Tsy mavesatra anefa ny didiny,+
2 Amin’izay dia hatahotra+ an’i Jehovah Andriamanitrao ianao, ka hitandrina ny lalàny rehetra sy ny didiny andidiako anao sy ny zanakao ary ny zafinao,+ mandritra ny androm-piainanao, ary mba ho lava andro iainana koa ianao.+
19 Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.+ Tandremo ny lalàko+ ary hajao ny didim-pitsarako,+ ka ampiharo.+
3 Izao no fitiavana+ an’Andriamanitra, dia ny hitandremantsika ny didiny.+ Tsy mavesatra anefa ny didiny,+