FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 21:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 “Ireto avy ny didy havoaka amin’ny fitsarana, ka tokony hampahafantarinao ny vahoaka:+

  • Deoteronomia 5:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Nantsoin’i Mosesy ny Israely rehetra,+ ka hoy izy taminy: “Ry Israely ô, henoy ny fitsipika sy ny didim-pitsarana+ ambarako aminareo anio, ka ianaro sy tandremo+ tsara.

  • Salamo 119:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  20 Rera-po aho noho izaho te handre foana+

      Ny didim-pitsaranao.+

  • Isaia 26:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Maniry anao amin’ny foko manontolo aho amin’ny alina,+ ary mitady anao fatratra aho, ao anatiko ao.+ Rehefa mitsara ny tany+ mantsy ianao, dia hianatra fahamarinana+ ny mponina eto an-tany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara