Salamo 96:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Eo anatrehan’i Jehovah. Fa tonga izy,+Eny, tonga hitsara ny tany izy.+Hitsara ny tany lonaka araka ny rariny izy,+Ary hitsara ny olona araka ny tsy fivadihany.*+ Salamo 97:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Rahona sy haizim-pito no manodidina azy,+Ny rariny sy ny hitsiny no fototra iorenan’ny seza fiandrianany.+
13 Eo anatrehan’i Jehovah. Fa tonga izy,+Eny, tonga hitsara ny tany izy.+Hitsara ny tany lonaka araka ny rariny izy,+Ary hitsara ny olona araka ny tsy fivadihany.*+
2 Rahona sy haizim-pito no manodidina azy,+Ny rariny sy ny hitsiny no fototra iorenan’ny seza fiandrianany.+