FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 18:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Aza manao toy ny fanaon’ny tany Ejipta, izay nonenanareo.+ Ary aza manao toy ny fanaon’ny tany Kanana, izay hampidirako anareo.+ Aza mitandrina ny lalàny,

  • Levitikosy 18:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 “‘Aza mandoto tena amin’izany zavatra izany, fa nandoto tena tamin’izany rehetra izany ireo firenena izay horoahiko tsy ho eo anatrehanareo.+

  • Deoteronomia 12:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Koa tandremo sao voafandrika hanaraka ny fanaon’ireny,+ rehefa ringana tsy ho eo anatrehanao izy. Tandremo koa sao manontanintany momba ny andriamaniny, hoe: ‘Mba ahoana àry no fomba nanompoan’ireny firenena ireny ny andriamaniny? Fa mba hanao toy izany koa aho.’

  • Jeremia 10:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Izao no nolazain’i Jehovah: “Aza mianatra ny fanaon’ireo firenena+ ary aza mihorohoro noho ireo famantarana eny amin’ny lanitra, satria ireo firenena no mihorohoro rehefa mijery an’ireny.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara