Eksodosy 29:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 Dia hohamasiniko ny tranolay fihaonana sy ny alitara. Ary hohamasiniko+ i Arona sy ireo zanany mba hanao ny asan’ny mpisorona eo anatrehako. Levitikosy 10:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia hoy i Mosesy tamin’i Arona: “Izao no lazain’i Jehovah: ‘Aoka hanamasina+ ahy ireo akaiky ahy,+ ary aoka homem-boninahitra+ eo anatrehan’ny rehetra aho.’” Koa tsy nahateny i Arona. Ezra 8:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Dia hoy aho tamin’izy ireo: “Masina+ eo anatrehan’i Jehovah ianareo, ary masina koa ireo fitaovana+ ireo. Ary fanatitra an-tsitrapo ho an’i Jehovah Andriamanitry ny razanareo ireo volafotsy sy volamena ireo.
44 Dia hohamasiniko ny tranolay fihaonana sy ny alitara. Ary hohamasiniko+ i Arona sy ireo zanany mba hanao ny asan’ny mpisorona eo anatrehako.
3 Dia hoy i Mosesy tamin’i Arona: “Izao no lazain’i Jehovah: ‘Aoka hanamasina+ ahy ireo akaiky ahy,+ ary aoka homem-boninahitra+ eo anatrehan’ny rehetra aho.’” Koa tsy nahateny i Arona.
28 Dia hoy aho tamin’izy ireo: “Masina+ eo anatrehan’i Jehovah ianareo, ary masina koa ireo fitaovana+ ireo. Ary fanatitra an-tsitrapo ho an’i Jehovah Andriamanitry ny razanareo ireo volafotsy sy volamena ireo.