Eksodosy 28:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary anaovy fitafiana masina i Arona rahalahinao, mba hanomezana azy voninahitra sy hatsaran-tarehy.+ Eksodosy 29:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 “Ireo fitafiana masin’i+ Arona dia hanaovan’izay taranany+ mandimby azy, amin’ny fotoana hanosorana+ sy hanomezana fahefana azy ho mpisorona.+ Levitikosy 16:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 “Ary ny mpisorona izay ho voahosotra+ sy homena fahefana* hanao ny asan’ny mpisorona+ handimby+ an-drainy, dia handrakotra fahotana sy hanao fitafiana vita amin’ny lamba rongony.+ Fitafiana masina ireo.+
2 Ary anaovy fitafiana masina i Arona rahalahinao, mba hanomezana azy voninahitra sy hatsaran-tarehy.+
29 “Ireo fitafiana masin’i+ Arona dia hanaovan’izay taranany+ mandimby azy, amin’ny fotoana hanosorana+ sy hanomezana fahefana azy ho mpisorona.+
32 “Ary ny mpisorona izay ho voahosotra+ sy homena fahefana* hanao ny asan’ny mpisorona+ handimby+ an-drainy, dia handrakotra fahotana sy hanao fitafiana vita amin’ny lamba rongony.+ Fitafiana masina ireo.+