Levitikosy 22:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Azonao atao fanatitra an-tsitrapo ny omby na ondry manan-tongotra ila lava loatra na fohy loatra.+ Tsy hankasitrahana kosa izany, raha ho fanefana voady.
23 Azonao atao fanatitra an-tsitrapo ny omby na ondry manan-tongotra ila lava loatra na fohy loatra.+ Tsy hankasitrahana kosa izany, raha ho fanefana voady.