Levitikosy 14:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Izao no ho lalàna momba ny boka,+ amin’ny andro anekena azy ho madio, rehefa hoentina any amin’ny mpisorona izy:+ Levitikosy 15:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “‘Raha tsy misy tsiranoka mivoaka intsony amin’ilay olona, dia hanasa ny akanjony izy ary handro amin’ny rano mandeha,+ aorian’ny fito andro nijanonan’ilay tsiranoka, ka hadio.+
2 “Izao no ho lalàna momba ny boka,+ amin’ny andro anekena azy ho madio, rehefa hoentina any amin’ny mpisorona izy:+
13 “‘Raha tsy misy tsiranoka mivoaka intsony amin’ilay olona, dia hanasa ny akanjony izy ary handro amin’ny rano mandeha,+ aorian’ny fito andro nijanonan’ilay tsiranoka, ka hadio.+