Genesisy 35:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary efa ho faty i Rahely. Koa rehefa niala aina* izy,+ dia nataony hoe Ben-ony ny anaran’ilay zaza. Fa ny rainy kosa niantso azy hoe Benjamina.+ Salamo 68:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Teo koa i Benjamina kely izay nandresy an’ireny,+Ny andrianan’i Joda mbamin’ny vahoakany mihorakoraka,Ary ny andrianan’i Zebolona, sy ny andrianan’i Naftaly.+
18 Ary efa ho faty i Rahely. Koa rehefa niala aina* izy,+ dia nataony hoe Ben-ony ny anaran’ilay zaza. Fa ny rainy kosa niantso azy hoe Benjamina.+
27 Teo koa i Benjamina kely izay nandresy an’ireny,+Ny andrianan’i Joda mbamin’ny vahoakany mihorakoraka,Ary ny andrianan’i Zebolona, sy ny andrianan’i Naftaly.+