Deoteronomia 33:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ny amin’i Levy, dia hoy izy:+ “Ny Tomimanao sy ny Orimanao+ dia an’ilay tsy mivadika aminao,+Eny, ilay notsapainao toetra tany Masa.+Niady taminy ianao teo akaikin’ny ranon’i Meriba.+ Salamo 95:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia aza manamafy ny fonareo toy ny tao Meriba,+Sy toy ny tao Masa, tany an-tany efitra,+ Salamo 106:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Nanao izay nampahatezitra izy ireo, teo amin’ny ranon’i Meriba,+Ka nidiran-doza i Mosesy noho ny nataon’izy ireo.+ Hebreo 3:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 dia aza manamafy ny fonareo toy ny tamin’ilay fotoana nampisy fahatezerana mafy,+ toy ny tamin’ilay andro fitsapana+ tany an-tany efitra,+
8 Ny amin’i Levy, dia hoy izy:+ “Ny Tomimanao sy ny Orimanao+ dia an’ilay tsy mivadika aminao,+Eny, ilay notsapainao toetra tany Masa.+Niady taminy ianao teo akaikin’ny ranon’i Meriba.+ Salamo 95:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia aza manamafy ny fonareo toy ny tao Meriba,+Sy toy ny tao Masa, tany an-tany efitra,+ Salamo 106:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Nanao izay nampahatezitra izy ireo, teo amin’ny ranon’i Meriba,+Ka nidiran-doza i Mosesy noho ny nataon’izy ireo.+ Hebreo 3:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 dia aza manamafy ny fonareo toy ny tamin’ilay fotoana nampisy fahatezerana mafy,+ toy ny tamin’ilay andro fitsapana+ tany an-tany efitra,+
32 Nanao izay nampahatezitra izy ireo, teo amin’ny ranon’i Meriba,+Ka nidiran-doza i Mosesy noho ny nataon’izy ireo.+
8 dia aza manamafy ny fonareo toy ny tamin’ilay fotoana nampisy fahatezerana mafy,+ toy ny tamin’ilay andro fitsapana+ tany an-tany efitra,+