FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 17:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Koa nantsoiny hoe Masa+ sy Meriba+ ilay toerana, satria nila ady tamin’i Mosesy ny zanak’Israely, sady nitsapa toetra an’i Jehovah+ ka niteny hoe: “Fa eto amintsika ve i Jehovah sa tsy eto e?”+

  • Deoteronomia 6:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “Aza mitsapa toetra an’i Jehovah Andriamanitrareo,+ toy ny nataonareo tao Masa.+

  • Deoteronomia 9:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 “Nampahatezitra an’i Jehovah+ koa ianareo tany Tabera+ sy Masa+ ary Kibrota-hatava.+

  • Deoteronomia 33:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ny amin’i Levy, dia hoy izy:+

      “Ny Tomimanao sy ny Orimanao+ dia an’ilay tsy mivadika aminao,+

      Eny, ilay notsapainao toetra tany Masa.+

      Niady taminy ianao teo akaikin’ny ranon’i Meriba.+

  • Hebreo 3:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 dia aza manamafy ny fonareo toy ny tamin’ilay fotoana nampisy fahatezerana mafy,+ toy ny tamin’ilay andro fitsapana+ tany an-tany efitra,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara