Nomery 1:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ahiezera+ zanak’i Amisaday no avy amin’i Dana;+ Nomery 7:66 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 66 Tamin’ny andro fahafolo, dia ny mpiadidy teo amin’ny taranak’i Dana: Ahiezera+ zanak’i Amisaday. Nomery 10:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ary niainga ny fizarana nisy ny tobin’ny taranak’i Dana,+ araka ny tafiny avy. Izy ireo no vodilaharana mpiaro+ ny toby rehetra. I Ahiezera+ zanak’i Amisaday no mpifehy ny tafiky ny taranak’i Dana.
25 Ary niainga ny fizarana nisy ny tobin’ny taranak’i Dana,+ araka ny tafiny avy. Izy ireo no vodilaharana mpiaro+ ny toby rehetra. I Ahiezera+ zanak’i Amisaday no mpifehy ny tafiky ny taranak’i Dana.