Nomery 2:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 “Ny fizarana misy ny tobin’i Dana dia ho eo avaratra, araka ny tafiny avy. I Ahiezera+ zanak’i Amisaday no mpiadidy eo amin’ny taranak’i Dana. Nomery 10:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ary niainga ny fizarana nisy ny tobin’ny taranak’i Dana,+ araka ny tafiny avy. Izy ireo no vodilaharana mpiaro+ ny toby rehetra. I Ahiezera+ zanak’i Amisaday no mpifehy ny tafiky ny taranak’i Dana.
25 “Ny fizarana misy ny tobin’i Dana dia ho eo avaratra, araka ny tafiny avy. I Ahiezera+ zanak’i Amisaday no mpiadidy eo amin’ny taranak’i Dana.
25 Ary niainga ny fizarana nisy ny tobin’ny taranak’i Dana,+ araka ny tafiny avy. Izy ireo no vodilaharana mpiaro+ ny toby rehetra. I Ahiezera+ zanak’i Amisaday no mpifehy ny tafiky ny taranak’i Dana.