Deoteronomia 2:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 “Dia nandefa iraka avy tany an-tany efitr’i Kedemota+ aho hankany amin’i Sihona+ mpanjakan’i Hesbona, mba hitondra teny fangataham-pihavanana,+ nanao hoe: Mpitsara 11:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 “‘Avy eo, dia nandefa iraka tany amin’i Sihona mpanjakan’ny Amorita, mpanjakan’i Hesbona,+ ny Israely, nanao hoe: “Mba avelao re izahay handalo ao amin’ny taninao hankany amin’izay hisy anay e!”+
26 “Dia nandefa iraka avy tany an-tany efitr’i Kedemota+ aho hankany amin’i Sihona+ mpanjakan’i Hesbona, mba hitondra teny fangataham-pihavanana,+ nanao hoe:
19 “‘Avy eo, dia nandefa iraka tany amin’i Sihona mpanjakan’ny Amorita, mpanjakan’i Hesbona,+ ny Israely, nanao hoe: “Mba avelao re izahay handalo ao amin’ny taninao hankany amin’izay hisy anay e!”+