FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 12:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 I Sihona+ mpanjakan’ny Amorita, nonina tao Hesbona.+ Ny faritra nanjakany dia nanomboka teo Aroera+ izay eo an-tsisin’ny lohasaha falehan-driakan’i Arnona,+ ary anisan’izany koa ny afovoan’io lohasaha falehan-driaka io sy ny antsasak’i Gileada, ka nipaka hatrany amin’ny lohasaha falehan-driakan’i Jaboka,+ izay sisin-tanin’ny taranak’i Amona.

  • Mpitsara 11:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Ary natolotr’i Jehovah Andriamanitry ny Israely teo an-tanan’ny Israelita i Sihona sy ny vahoakany rehetra, ka namely azy ireo ny Israelita. Koa nalain’izy ireo ny tany rehetran’ny Amorita nonina tao amin’izany tany izany.+

  • Salamo 135:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Namely firenena maro izy,+

      Ary nandripaka mpanjaka mahery,+

  • Salamo 136:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Dia i Sihona mpanjakan’ny Amorita:+

      Fa mandrakizay ny hatsaram-panahiny feno fitiavana;+

  • Amosa 2:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “‘Ary noho ny amin’ny oloko dia naringako ny Amorita+ izay lava ranjanana toy ny hazo sedera sady matanjaka toy ny hazo goavam-be.+ Eny, naringako ny voany teny ambony sy ny fakany tao ambany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara