Josoa 12:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Resin’ny zanak’Israely koa i Oga+ mpanjakan’i Basana, izay sisa tavela tamin’ny Refaima,+ sady nonina tao Astarta+ sy tao Edrehy,+ Josoa 12:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 I Mosesy mpanompon’i Jehovah mbamin’ny zanak’Israely no nandresy an’ireo.+ Ary ny tanin’ireo dia nomen’i Mosesy mpanompon’i Jehovah ho fananan’ny Robenita+ sy ny Gadita+ ary ny antsasaky ny fokon’i Manase.+
4 Resin’ny zanak’Israely koa i Oga+ mpanjakan’i Basana, izay sisa tavela tamin’ny Refaima,+ sady nonina tao Astarta+ sy tao Edrehy,+
6 I Mosesy mpanompon’i Jehovah mbamin’ny zanak’Israely no nandresy an’ireo.+ Ary ny tanin’ireo dia nomen’i Mosesy mpanompon’i Jehovah ho fananan’ny Robenita+ sy ny Gadita+ ary ny antsasaky ny fokon’i Manase.+