Nomery 21:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Dia namely azy tamin’ny lelan-tsabatra+ ny Israely, ka naka ny taniny+ hatrany Arnona+ ka hatrany Jaboka,+ teo akaikin’ny taranak’i Amona. Fa i Jazera+ no sisin-tanin’ny taranak’i Amona.+ Nomery 21:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Koa namely azy sy ny zanany lahy ary ny olony rehetra izy ireo, ka nataony tsy nisy niangana na iray aza.+ Dia nalain’izy ireo ny taniny.+
24 Dia namely azy tamin’ny lelan-tsabatra+ ny Israely, ka naka ny taniny+ hatrany Arnona+ ka hatrany Jaboka,+ teo akaikin’ny taranak’i Amona. Fa i Jazera+ no sisin-tanin’ny taranak’i Amona.+
35 Koa namely azy sy ny zanany lahy ary ny olony rehetra izy ireo, ka nataony tsy nisy niangana na iray aza.+ Dia nalain’izy ireo ny taniny.+