FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 12:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary hitahy izay mitso-drano anao aho, fa hanozona kosa an’izay miantso loza ho anao.+ Ary ny firenena rehetra eny ambonin’ny tany dia hanao izay hahazoany fitahiana amin’ny alalanao.”+

  • Nomery 23:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary nanao oha-teny+ i Balama hoe:

      “Nampanalain’i Balaka mpanjakan’i Moaba avy any Arama+ aho,

      Avy any amin’ny tendrombohitra any atsinanana, ka hoy izy:

      ‘Tongava ka ozòny i Jakoba.

      Tongava ka melohy ny Israely.’+

  • Josoa 24:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary niady tamin’ny Israely i Balaka zanak’i Zipora,+ mpanjakan’i Moaba.+ Koa nampanantsoiny i Balama zanak’i Beora, mba hanozona anareo.+

  • Nehemia 13:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Tsy mba nitsena ny zanak’Israely mantsy izy ireo na nanome mofo+ sy rano+ azy. Nanakarama an’i Balama+ kosa izy ireo mba hanozona azy,+ nefa novan’Andriamanitray ho tsodrano ilay ozona.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara