Eksodosy 6:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ary i Eleazara, zanakalahin’i Arona,+ naka ny iray tamin’ny zanakavavin’i Potiela ho vadiny. Tatỳ aoriana ravehivavy dia niteraka an’i Finehasa+ taminy. Ireo no lohan’ny fianakaviamben’ny Levita, araka ny fianakaviany avy.+ Deoteronomia 10:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Dia niala tany Berota Bene-jakana+ ny zanak’Israely mba ho any Mosera. Tao no nahafatesan’i Arona sy nandevenana azy.+ Ary i Eleazara zanany no nanao ny asan’ny mpisorona nandimby azy.+
25 Ary i Eleazara, zanakalahin’i Arona,+ naka ny iray tamin’ny zanakavavin’i Potiela ho vadiny. Tatỳ aoriana ravehivavy dia niteraka an’i Finehasa+ taminy. Ireo no lohan’ny fianakaviamben’ny Levita, araka ny fianakaviany avy.+
6 “Dia niala tany Berota Bene-jakana+ ny zanak’Israely mba ho any Mosera. Tao no nahafatesan’i Arona sy nandevenana azy.+ Ary i Eleazara zanany no nanao ny asan’ny mpisorona nandimby azy.+