FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 22:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 ‘Tonga eto amiko ilay vahoaka nivoaka avy tany Ejipta, ary mandrakotra ny tany hatrany amin’izay faran’ny taza-maso izy ireo.+ Koa tongava ka ozòny ireo.+ Angamba aho ho afaka hiady aminy ka handroaka azy.’”

  • Nomery 23:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Dia hoy i Balaka tamin’i Balama: “Fa inona izao ataonao amiko izao? Ny hanozona ny fahavaloko no nakako anao, nefa vao mainka mitso-drano azy indray ianao!”+

  • Deoteronomia 23:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Tsy nanampy anareo+ mantsy izy ireo ka tsy nanome anareo mofo sy rano teny an-dalana, fony ianareo nivoaka avy tany Ejipta.+ Ary nokaramainy hanozona anareo i Balama+ zanak’i Beora, avy any Petora, any Mezopotamia.

  • Josoa 24:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary niady tamin’ny Israely i Balaka zanak’i Zipora,+ mpanjakan’i Moaba.+ Koa nampanantsoiny i Balama zanak’i Beora, mba hanozona anareo.+

  • Nehemia 13:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Tsy mba nitsena ny zanak’Israely mantsy izy ireo na nanome mofo+ sy rano+ azy. Nanakarama an’i Balama+ kosa izy ireo mba hanozona azy,+ nefa novan’Andriamanitray ho tsodrano ilay ozona.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara