Nomery 16:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 “Lazao amin’ny vahoaka hoe: ‘Mialà eny akaikin’ny tranolain’i Kora sy Datana ary Abirama!’”+ Deoteronomia 11:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 na ny nataony tamin’i Datana sy Abirama+ zanak’i Eliaba taranak’i Robena, rehefa nisokatra ny tany ka nitelina azy, mbamin’ny ankohonany, sy ny tranolainy, ary izay rehetra nanaraka azy teo amin’ny Israely rehetra.+
6 na ny nataony tamin’i Datana sy Abirama+ zanak’i Eliaba taranak’i Robena, rehefa nisokatra ny tany ka nitelina azy, mbamin’ny ankohonany, sy ny tranolainy, ary izay rehetra nanaraka azy teo amin’ny Israely rehetra.+