Nomery 16:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary nitsangana i Kora,+ zanak’i Jizara,+ zanak’i Kehata,+ zanak’i Levy,+ mbamin’i Datana+ sy Abirama,+ zanak’i Eliaba,+ ary Ona zanak’i Peleta, izay samy taranak’i Robena.+ Salamo 106:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nisokatra ny tany ka nitelina an’i Datana,+Sy nanarona an’ireo olon’i Abirama.+
16 Ary nitsangana i Kora,+ zanak’i Jizara,+ zanak’i Kehata,+ zanak’i Levy,+ mbamin’i Datana+ sy Abirama,+ zanak’i Eliaba,+ ary Ona zanak’i Peleta, izay samy taranak’i Robena.+