FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 16:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Dia niala avy hatrany teny akaikin’ny tranolain’i Kora sy Datana ary Abirama ny olona. Ary nivoaka i Datana sy Abirama, ka nijoro teo amin’ny fidirana amin’ny tranolainy,+ niaraka tamin’ny vadiny sy ny zanany mbamin’ny zanany madinika.

  • Nomery 26:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary nisokatra ny tany ka nitelina azy ireo.+ Fa i Kora kosa niara-maty tamin’ny olony, rehefa nolevonin’ny afo ireo dimampolo sy roanjato lahy.+ Koa nanjary fampitandremana ho an’ny hafa izy ireo.+

  • Deoteronomia 11:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 na ny nataony tamin’i Datana sy Abirama+ zanak’i Eliaba taranak’i Robena, rehefa nisokatra ny tany ka nitelina azy, mbamin’ny ankohonany, sy ny tranolainy, ary izay rehetra nanaraka azy teo amin’ny Israely rehetra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara