Genesisy 49:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 “Hamiravira foana toy ny amboadia i Benjamina.+ Hihinana ny rembiny izy amin’ny maraina, ary hizara izay nobaboiny izy amin’ny hariva.”+ Mpitsara 1:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary tsy noroahin’ny taranak’i Benjamina ny Jebosita nonina tao Jerosalema,+ fa mbola miara-monina amin’izy ireo ao ihany mandraka androany.+
27 “Hamiravira foana toy ny amboadia i Benjamina.+ Hihinana ny rembiny izy amin’ny maraina, ary hizara izay nobaboiny izy amin’ny hariva.”+
21 Ary tsy noroahin’ny taranak’i Benjamina ny Jebosita nonina tao Jerosalema,+ fa mbola miara-monina amin’izy ireo ao ihany mandraka androany.+