FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 6:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ary ny zanakalahin’i Merary dia i Maly sy Mosy.+

      Ireo no fianakaviamben’ny Levita, araka ny taranany avy.+

  • Nomery 3:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “Soraty ny anaran’ireo zanakalahin’i Levy, araka ny fianakaviambe avy amin’ireo rain’izy ireo, araka ny fianakaviany avy. Hosoratanao ny anaran’ny lahy rehetra hatramin’ny iray volana no ho miakatra.”+

  • Josoa 18:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Fa tsy manana anjara eo aminareo ny Levita,+ satria ny asa fisoronana ho an’i Jehovah no lovan’izy ireo.+ Ary i Gada sy Robena+ ary ny antsasaky ny fokon’i Manase+ dia efa naka ny lovany teny ampita atsinanan’ny Reniranon’i Jordana, izay nomen’i Mosesy mpanompon’i Jehovah azy.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara