Nomery 18:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Hoy koa i Jehovah tamin’i Arona: “Tsy hanana lova ao amin’ny tanin’izy ireo ianao, ary tsy hisy anjaranao eo aminy.+ Fa izaho no anjaranao sy lovanao eo amin’ny zanak’Israely.+ Josoa 13:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ny fokon’ny Levita kosa tsy nomen’i Mosesy lova,+ satria i Jehovah Andriamanitry ny Israely no lovan’izy ireo, araka izay nampanantenainy azy.+
20 Hoy koa i Jehovah tamin’i Arona: “Tsy hanana lova ao amin’ny tanin’izy ireo ianao, ary tsy hisy anjaranao eo aminy.+ Fa izaho no anjaranao sy lovanao eo amin’ny zanak’Israely.+
33 Ny fokon’ny Levita kosa tsy nomen’i Mosesy lova,+ satria i Jehovah Andriamanitry ny Israely no lovan’izy ireo, araka izay nampanantenainy azy.+