FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 10:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Noho izany, dia tsy manana anjara na lova+ miaraka amin’ny rahalahiny i Levy, fa i Jehovah no lovany, araka izay nolazain’i Jehovah Andriamanitrao taminy.+

  • Josoa 13:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ny fokon’ny Levita ihany no tsy nomeny lova,+ satria ny lovan’izy ireo+ dia ny fanatitra atao anaty afo+ ho an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely, araka izay nampanantenainy azy.+

  • Josoa 18:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Fa tsy manana anjara eo aminareo ny Levita,+ satria ny asa fisoronana ho an’i Jehovah no lovan’izy ireo.+ Ary i Gada sy Robena+ ary ny antsasaky ny fokon’i Manase+ dia efa naka ny lovany teny ampita atsinanan’ny Reniranon’i Jordana, izay nomen’i Mosesy mpanompon’i Jehovah azy.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara