Genesisy 13:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Fa homeko anao sy ny taranakao mandritra ny fotoana tsy voafetra, ireo tany rehetra tazanao ireo.+ Deoteronomia 3:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Miakara eo an-tampon’i Pisga,+ ary atopazo miankandrefana sy mianavaratra ary mianatsimo sy miantsinanana ny masonao ka mijere, fa tsy hiampita an’io Jordana io ianao.+ Deoteronomia 32:52 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 52 Koa hitazana an’ilay tany avy eny lavitra ianao, fa tsy hiditra ao amin’ilay tany homeko ny zanak’Israely.”+ Deoteronomia 34:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Dia niakatra avy eny amin’ny lemaka karakaina any Moaba i Mosesy ka nankany an-tendrombohitra Nebo,+ ho eo an-tampon’i Pisga,+ izay manandrify an’i Jeriko.+ Ary nasehon’i Jehovah azy ilay tany manontolo, hatrany Gileada ka hatrany Dana,+
15 Fa homeko anao sy ny taranakao mandritra ny fotoana tsy voafetra, ireo tany rehetra tazanao ireo.+
27 Miakara eo an-tampon’i Pisga,+ ary atopazo miankandrefana sy mianavaratra ary mianatsimo sy miantsinanana ny masonao ka mijere, fa tsy hiampita an’io Jordana io ianao.+
52 Koa hitazana an’ilay tany avy eny lavitra ianao, fa tsy hiditra ao amin’ilay tany homeko ny zanak’Israely.”+
34 Dia niakatra avy eny amin’ny lemaka karakaina any Moaba i Mosesy ka nankany an-tendrombohitra Nebo,+ ho eo an-tampon’i Pisga,+ izay manandrify an’i Jeriko.+ Ary nasehon’i Jehovah azy ilay tany manontolo, hatrany Gileada ka hatrany Dana,+