Nomery 28:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary ny ondrilahy kely tsirairay dia hampiarahina amin’ny lafarinina tsara toto ampahafolon’ny famarana, izay fanatitra varimbazaha nafangaro menaka. Ho fanatitra dorana izany, ho hanitra mampitony,+ ho fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah. Nomery 29:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 ary ampahafolon’ny efaha isaky ny ondrilahy kely amin’izy fito.+
13 Ary ny ondrilahy kely tsirairay dia hampiarahina amin’ny lafarinina tsara toto ampahafolon’ny famarana, izay fanatitra varimbazaha nafangaro menaka. Ho fanatitra dorana izany, ho hanitra mampitony,+ ho fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah.