Eksodosy 40:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Dia nanao araka izay rehetra nandidian’i Jehovah azy i Mosesy.+ Eny, izany indrindra no nataony. Deoteronomia 4:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Efa nampianariko fitsipika+ sy didim-pitsarana+ ianareo, araka izay nandidian’i Jehovah Andriamanitro ahy, mba harahinareo any amin’ilay tany halehanareo sy halainareo ho fanananareo.
5 Efa nampianariko fitsipika+ sy didim-pitsarana+ ianareo, araka izay nandidian’i Jehovah Andriamanitro ahy, mba harahinareo any amin’ilay tany halehanareo sy halainareo ho fanananareo.