Nomery 27:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Rehefa hitanao izany, dia hangonina any amin’ny razanao tahaka an’i Arona rahalahinao koa ianao.+ Deoteronomia 32:50 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 50 Ary aoka ianao ho faty ao amin’io tendrombohitra halehanao io ka hangonina any amin’ny razanao,+ tahaka ny nahafatesan’i Arona rahalahinao tao amin’ny Tendrombohitra Hora+ sy nanangonana azy any amin’ny razany.
50 Ary aoka ianao ho faty ao amin’io tendrombohitra halehanao io ka hangonina any amin’ny razanao,+ tahaka ny nahafatesan’i Arona rahalahinao tao amin’ny Tendrombohitra Hora+ sy nanangonana azy any amin’ny razany.