FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 21:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Ary nandefa mpitsikilo tany Jazera+ i Mosesy. Koa azon’izy ireo ny tanàna niankina tamin’i Jazera, ka noroahiny ny Amorita tao.+

  • Josoa 13:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 ka lasan’izy ireo i Jazera+ sy ny tanàna rehetran’i Gileada+ sy ny antsasaky ny tanin’ny taranak’i Amona+ hatrany Aroera,+ izay tandrifin’i Raba;+

  • Isaia 16:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 satria malazo ny voly eny amin’ny tanimboly mikitohatohatr’i Hesbona.+ Nokapohin’ny tompon’ireo firenena ny voalobok’i Sibma,+ dia ireo sampany feno voaloboka mena midorehitra, izay tonga hatrany Jazera,+ sy nirenireny tany an-tany efitra. Navela hirobona anefa ny tsimok’izy ireo, ka tonga hatrany amin’ny ranomasina.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara