- 
	                        
            
            Isaia 16:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
- 
                            - 
                                        8 Malazo ny voly eny amin’ny tanimboly mikitohatohatr’i Hesbona.+ Malazo koa ny voalobok’i Sibma.+ Nohitsakitsahin’ny mpitondran’ireo firenena ny sampany mena midorehitra.* Tonga hatrany Jazera ireny sampany ireny,+ Ary nisandrahaka hatrany an-tany efitra. Nandrobona ny tsimok’ireny, ka tonga hatrany amin’ny ranomasina. 
 
-