- 
	                        
            
            Isaia 16:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
- 
                            - 
                                        8 satria malazo ny voly eny amin’ny tanimboly mikitohatohatr’i Hesbona.+ Nokapohin’ny tompon’ireo firenena ny voalobok’i Sibma,+ dia ireo sampany feno voaloboka mena midorehitra, izay tonga hatrany Jazera,+ sy nirenireny tany an-tany efitra. Navela hirobona anefa ny tsimok’izy ireo, ka tonga hatrany amin’ny ranomasina. 
 
-