FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 19:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Dia hoy i Jehovah: “Midìna, ary teneno ny olona sao mitady hihoatra ny fetra mba hankatỳ amin’i Jehovah hijery, ka ho maro no ho faty.+

  • 1 Samoela 6:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Novonoin’Andriamanitra anefa ny olona tao Beti-semesy+ satria nojerijeren’izy ireo ny Vata masin’i Jehovah. Koa namono olona fitopolo—sy dimy alina—* teo amin’ny vahoaka izy. Dia nalahelo mafy ny olona satria namely ny olona i Jehovah ka be dia be no maty.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara