FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 4:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Horakofany hoditra faoky*+ eo amboniny, ary hamelarany lamba manga eo ambonin’io. Dia hatsofony ireo bao filanjana+ ny Vata.

  • Nomery 4:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “Ary rehefa hiainga ny toby, dia tokony ho efa vitan’i Arona sy ny zanany lahy ny fandrakofana ny toerana masina+ mbamin’ny fitaovany rehetra.+ Aorian’izay vao hiditra ny taranak’i Kehata mba hilanja an’ireo,+ nefa tsy hikasika+ ny toerana masina izy ireo sao ho faty. Ireo zavatra ireo no anjara entan’ny taranak’i Kehata ao amin’ny tranolay fihaonana.+

  • Nomery 4:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Tsy tokony hiditra hijery ireo zava-masina anefa izy ireo na dia indray mipy maso aza, sao ho faty.”+

  • 1 Tantara 13:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Koa nirehitra tamin’i Oza ny fahatezeran’i Jehovah, dia novonoiny izy satria nanatsotra ny tanany ka nihazona an’ilay Vata.+ Dia maty teo izy, teo anatrehan’Andriamanitra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara