Nomery 4:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Izany no fanompoan’ireo fianakavian’ny taranaky ny Gersonita+ ao amin’ny tranolay fihaonana, ary eo ambany fitantanan’i Itamara+ zanak’i Arona mpisorona ny fanompoana tsy maintsy ataon’izy ireo.
28 Izany no fanompoan’ireo fianakavian’ny taranaky ny Gersonita+ ao amin’ny tranolay fihaonana, ary eo ambany fitantanan’i Itamara+ zanak’i Arona mpisorona ny fanompoana tsy maintsy ataon’izy ireo.