23 Ary nalain’i Arona ho vadiny i Eliseba, zanakavavin’i Aminadaba sady anabavin’i Nasona.+ Tatỳ aoriana, dia niteraka tamin’i Arona ravehivavy, ka niteraka an’i Nadaba sy Abiho sy Eleazara ary Itamara.+
8 ary sarety efatra sy omby valo no nomeny ny taranak’i Merary, araka ny fanompoany.+ Teo ambany fitantanan’i Itamara zanak’i Arona mpisorona+ ireny rehetra ireny.