36 Ary ny andraikitry ny taranak’i Merary dia ny rafitry+ ny tranolay sy ny barany+ sy ny andry+ sy ny faladia itsatohany sy ny fitaovany rehetra,+ dia ny zava-drehetra mifandray amin’izany fanompoana izany.+
31 Ary izao no andraikiny, izany hoe ny anjara entany,+ araka ny fanompoany rehetra ao amin’ny tranolay fihaonana: Ny rafitry+ ny tranolay sy ny barany+ sy ny andry+ ary ny faladia itsatohany,+