Eksodosy 26:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 “Ary manaova faladiany+ volafotsy efapolo hitsatohan’ny rafitra roapolo, ka faladiany roa no hitsatohan’ny rafitra iray misy lahiny roa, ary toy izany hatrany ho an’ny rafitra tsirairay. Eksodosy 38:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ary talenta volafotsy zato no narendrika nanaovana ireo faladiany ho an’ny toerana masina sy ho an’ny ridao, ka talenta zato no nanaovana faladiany zato, izany hoe talenta iray ho an’ny faladiany iray.+
19 “Ary manaova faladiany+ volafotsy efapolo hitsatohan’ny rafitra roapolo, ka faladiany roa no hitsatohan’ny rafitra iray misy lahiny roa, ary toy izany hatrany ho an’ny rafitra tsirairay.
27 Ary talenta volafotsy zato no narendrika nanaovana ireo faladiany ho an’ny toerana masina sy ho an’ny ridao, ka talenta zato no nanaovana faladiany zato, izany hoe talenta iray ho an’ny faladiany iray.+