Nomery 4:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 dia ny telopolo taona+ ka hatramin’ny dimampolo taona,+ izany hoe izay rehetra ho anisan’ny antoko-mpanompo,+ mba hanao ny asa ao amin’ny tranolay fihaonana. Nomery 8:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Dia hanampy an’ireo rahalahiny manao adidy ao amin’ny tranolay fihaonana izy, nefa tsy hanao fanompoana. Izany no hataonao amin’ny Levita, momba ny andraikiny.”+
3 dia ny telopolo taona+ ka hatramin’ny dimampolo taona,+ izany hoe izay rehetra ho anisan’ny antoko-mpanompo,+ mba hanao ny asa ao amin’ny tranolay fihaonana.
26 Dia hanampy an’ireo rahalahiny manao adidy ao amin’ny tranolay fihaonana izy, nefa tsy hanao fanompoana. Izany no hataonao amin’ny Levita, momba ny andraikiny.”+