FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 1:53
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 53 Ny Levita kosa hitoby manodidina ny tranolay misy ny Tenin’ny Vavolombelona, mba tsy hisy fahatezerana+ hihatra amin’ny vahoaka, dia ny zanak’Israely. Ary hanao ny fanompoana tokony hatao ao amin’ny tranolay misy ny Tenin’ny Vavolombelona, ny Levita.”+

  • Nomery 3:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Ary i Eleazara+ zanak’i Arona mpisorona no lehiben’ireo mpiadidy teo amin’ny Levita. Izy no mpiandraikitra an’ireo nanao ny andraikiny tamin’ny toerana masina.

  • Nomery 18:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary hiaraka aminao izy ireo ka hanao ny andraikiny amin’ny tranolay fihaonana, dia ny fanompoana rehetra ao amin’ny tranolay. Tsy misy olon-kafa mahazo manakaiky anareo.+

  • 1 Tantara 23:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Anisan’ny fanompoana nataon’izy ireo tao an-tranon’i Jehovah koa ny fiambenana+ ny tranolay fihaonana sy ny toerana masina,+ ary ny fiambenana ny taranak’i Arona rahalahin’izy ireo.+

  • Ezekiela 44:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ho mpanompo ao amin’ny toerako masina izy ireo, ka hiandraikitra an’ireo vavahadin’ilay Trano sy hanompo ao amin’ilay Trano.+ Izy ireo no hamono ny fanatitra dorana manontolo sy ny sorona ho an’ny vahoaka.+ Ary izy ireo no hijoro eo anatrehan’ireny mba hanompo azy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara