FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 29:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Hanome hery ny vahoakany i Jehovah.+

      Hitahy ny vahoakany i Jehovah ka hanome azy fiadanana.+

  • Lioka 2:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 “Voninahitra any amin’ny avo+ indrindra ho an’Andriamanitra, ary fiadanana etỳ ambonin’ny tany+ eo amin’ny olona ankasitrahany.”+

  • Jaona 14:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Fiadanana no avelako ho anareo. Omeko anareo ny fiadanako.+ Tsy tahaka ny fomba fanomezan’izao tontolo izao no anomezako azy anareo. Aoka tsy hitebiteby na hatahotra ny fonareo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara